• Talata 10 Desambra 2013
Soanierana Ivongo
Olona 10 matin’ny pesta, maro ny marary

Misy trangan’aretina pesta ao amin’ny Fokontany Ambodiriana, Kaominina Ambodiampana sy amin’ny tanànan’Ambahoabe samy any Soanierana Ivongo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Desambra 2013
Rekany Mahajoro
Kandida depiote sahy mamaky ady amin’ny dahalo

«Mila olona tena tia tanindrazana ny firenentsika satria tsy matoky intsony ireo mpanao politika politisianina ny vahoaka tototry ny ronono an-tavy sy fampantenana poakaty nampahantra azy foana hatramin’izay, ka izany no antony nilatsahako hofidina solombavambahoaka aty amin’ny Distrikan’i Toliara II», hoy ny kandidà tsy miankina, Rekany Mahajoro, laharana fahadimy, amin’ny biletà tokana ny 20 desambra izao, raha nihaona tamin’ny mpanao gazety tany Toliara, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Desambra 2013
Taniko Madagasikara
Mampitandrina ny vahoaka amin’ireo mpijapy

Ny ankamaroan’ireo kandida tsy miankina dia mitonona ho mpanohana an’ny kandida Dr Robinson Jean Louis avokoa amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Desambra 2013
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
FTT