• Alarobia 11 Desambra 2013
FFM
Fakan-tahaka i Mandela

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Desambra 2013
Ambodivonkely Ambohimanarina
Mpanohana an-dRobinson naratra nodarohan’ny “gros bras”

Tovolahy iray tokony hatao raharaha amin’ny sabotsy ho avy izao no niharan’ny herisetra, nanaovana angaredona teny Ambohimanarina omaly maraina. Efa ny alahady nandritra ny fametahana afisy no efa nanomboka ny lonilony teo amin’ny samy mpanohana kandida eny amin’ny Boriborintany faha-6 eny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Desambra 2013
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Desambra 2013
Boriborintany Voalohany
Nodiovin’ny kandida Marolleau Alberto ny tatatra

Tsy miandry ny maha tomponandraikitra ny asa fampandrosoana. Na dia mbola olom-pirenena tsotra aza ny kandida solombavambahoaka tsy miankina Marolleau Alberto mifaninana ao amin’ny Boriborintany voalohany dia tsy miraviravy tanana eo anatrehan’ny fahasahiranan’ny mponina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Desambra 2013
Dokotera Elie
Mamy hoditra amin’ny mponin’Ambatondrazaka

Dokotera Elie amin’ilay «oui» ! Hampandroso an’Ambatondrazaka miaraka amin’i Robinson Jean Louis no feo manakoako amin’ireo toerana hanaovan’ny kandida dokotera Rasoanaivo Elie fampielezan-kevitra ho amin’ny fifidianana solombavambahoaka sy filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT