- Alakamisy 12 Desambra 2013
Vondrona Tia Tanindrazana
Ho tena mpanelanelana eo amin’ny vahoaka sy ny mpitondra
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Gaga sy taitra ary tsy faly ny ankamaroan’ny vahoakan’Ambositra nanomboka ny talata 10 desambra teo fa mandeha tsy tapaka ny fahitalavitra VIVA avy aty Antanarivo.
Hamaky ny tohinyMiezaka ny manandratra ny tenany ho olom-baovao i Hery Rajaonarimampianina isaky ny mikabary kanefa dia niray petsapetsa tanteraka tamin’ny fanakorontanana sy fandrombaham-pahefana teto tamin’ny 2009 ireny.
Hamaky ny tohinyMitarika ny lisitra laharana faha-15 hofidiana depiote ao Antananarivo faha-5 i Constant Raveloson. Anisan’ny namaky lay ny hetsi-bahoaka izy raha vao niseho lany ny fanongam-panjakana 2009.
Hamaky ny tohinyNosedrain’ny oram-batravatra nanimba zavatra maro teto an-drenivohitra tamin’ny alahady ny Pds vaovaon’Antananarivo izay nilokaloka fa hitondra vahaolana malaky amin’ny fahasahiranam-bahoaka mianjady amin’ny mponina ao aminy.
Hamaky ny tohiny