Antananarivo Renivohitra

> Nosedrain’ny orana ny PDS vaovao sy ireo kandidŕ depiote


  • Alarobia 11 Desambra 2013

Nosedrain’ny oram-batravatra nanimba zavatra maro teto an-drenivohitra tamin’ny alahady ny Pds vaovaon’Antananarivo izay nilokaloka fa hitondra vahaolana malaky amin’ny fahasahiranam-bahoaka mianjady amin’ny mponina ao aminy.

Ankoatra ireo toerana iva tondra-drano hatrany rehefa misy orana dia nivangongo ny fota-mandrevo tetsy Ambanidia Manakambahiny sy tetsy Mahamasina ka lapelina tsy mahazaka ny havesatry ny fotaka no mbola nampiasaina teny an-toerana. Manenika ny afovoan’ny arabe sy manakona ny mpivarotra eo akaikiny ny fako miavosa sy mamoaka fofona maimbo etsy Isotry anilan’ny mpivarokazo, eny Ambodirano Anosipatrana moa dia efa manempotra ny mandalo amin’iny lalana digy iny. Toa hiandrasana kandidà izay tsy hita tabilao koa ny fikarakarana izany rehetra izany nefa samy nanao angoatenda samy hikarakara ifotony ny vahoaka avokoa izay nahazo fanamafisam-peo rehetra.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT