• Zoma 13 Desambra 2013
Kandida Michel Ambalavato
Manakaiky ny vahoaka hatrany

Niara-niombon-kafaliana tamin’ny filoha Marc Ravalomanana ny kandidà depiote Michel Ambalavato sy ny ankolafy Ravalomanana nanolotra azy ao Antsirabe, omaly 12 desambra, nandritra ny fankalazana ny faha-64 taonan’i Dada.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Desambra 2013
Ramanantsoa Christian ONG Harena Manasoa
Efa zatra mifanerasera amin’ny vahoaka eny ambany tanàna

Mitohy ny fidinanana ifotony ataon’ny kandidà ho solombavambahoaka Ramanantsoa Christian natolotry ny Ong Harena Manasoa ao amin’ny Boriborintany voalohany eto an-drenivohitra ao anatin’ny fanatontosana ny fampielezan-kevitra ataony.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Desambra 2013
Fanaovam-beloma farany an’i Nelson Mandela
Nisolotena an’i Madagasikara i Marc Ravalomanana

Nanatrika ny fanaovam-beloma farany an’i Nelson Mandela tao amin’ny kianja FNB ao Soweto, Johannesbourg atsy Afrika Atsimo ny Filoha Marc Ravalomanana ny talata teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Desambra 2013
Mivaralila ny propagandy
Fifanaratsiana sy herisetra sisa

Mivarilala tanteraka ny fandehan’ny fampielezan-kevitra amin’izao herinandro farany mialoha ny fifidianana izao.

Hamaky ny tohiny
FTT