11 desambra fetin’ny Repoblika faha-4

> Nianatra ireo sekoly tsy miankina tao Antsirabe


  • Alakamisy 12 Desambra 2013


Toy ny tsy nisy tamin’ireo sekoly tsy miankina tao Antsirabe ny fanamarihana ny fahatelo taonan’ny Repobilika faha-4 raha ny zava-nisy. Saika nianatra avokoa mantsy izy ireo, indrindra fa ny sekoly katolika rehetra. Ao anatin’ny fotoam-panadinana rahateo koa izy ireo izao. Ankoatra izany dia nafana ny hetsika politika nataon’ny kandidà MAPAR, Atoa Elima niaraka tamin’ny fiadidiana ny tetezamita tao amin’ny kianja Karmaly izay nohafanain’i Black Nadia sy Onja izany ary tonga nanatevin-daharana azy ireo ihany koa i Jerry Marcos niaraka tamin’ny solontenan’i Andry Rajoelina dia Atoa Augustin Andriamananoro izany. Nilaza moa ity farany fa fanisam-bato sisa (hono) no atao fa efa lany ny kandidà depiote tohanan’izy ireo. Taorian’izay moa dia nisy ny fandefasana afomanga teo anoloan’ny gara, toy ny tamin’ireo renivohi-paritany enina eto Madagasikara.

Caïus Raharison

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT