Mivaralila ny propagandy

> Fifanaratsiana sy herisetra sisa


  • Alakamisy 12 Desambra 2013

Mivarilala tanteraka ny fandehan’ny fampielezan-kevitra amin’izao herinandro farany mialoha ny fifidianana izao.

Na propagandin’ny fifidianana filoham-pirenena io na amin’ny solombavambahoaka dia hita ho mirona any amin’ny fanaratsiana sy herisetra fotsiny sisa ireo kandida sasany, indrindra ny an’ny fitondrana, hany ka hadino ilay fandaharanasa tokony handresen-dahatra ny mpifidy. Ary matetika aza dia ny fiainana manokan’ilay kandida mpifaninana mihitsy no tsongolohan’ny sasany, toy ny firesahana fiaviana sy firazanana. Toa iniana atao sy ikendrena manokana an’ny kandida Dokotera Robinson Jean Louis raha ny niseho nandritra ilay adihevitra tamin’ny haino aman-jerim-panjakana omaly, sy ny nanalana baraka azy an-gazety ho mamo nialoha io. Tsy nampihontsona azy anefa izany ary vao mainka aza nampiseho ny mangarahara izy fa tsy manao toy ny an’ny sasany manao saka manafin-koho, malama vava am-pitenenana nefa zava-doza ny vokany, koa aoka mailo.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT