• Sabotsy 14 Desambra 2013
Kaominina Belazao
Mirongatra ny asan-jiolahy

Miverina mirongatra indray ny tsy fandriampahalemana ao amin’ny Kaominina Belazao, Distrikan’Antsirabe faharoa.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 14 Desambra 2013
Raharaha Dr Laivao Michel Victori
Nivoaka ny didy hihainona ny zanany nahita ny famonoana

Natao ny alakamisy 12 desambra teo ny fitsarana ny raharaha Dr Laivao Michel Victori izay nisy namono tamin’ny fomba feno habibiana ny 06 aprily 2011.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 14 Desambra 2013
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Desambra 2013
Antsirabe
Miandry an’i Dada hanarina ny fahasimban’ny tanàna

Simba ny tanànan’Antsirabe renivohitr’i Vakinankaratra raha tarafina amin’ny zava-misy ao aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Desambra 2013
Fokontany 67 Ha Atsimo
Miandry ny lisi-pifidianana fanampiny

Nanodidina ny 200 teo ireo olom-pirenena noverezin-jo tsy afaka naneho ny safidiny tamin’ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany ny 25 oktobra 2013 tao amin’ny Fokontany 67 Ha Atsimo, hoy ny sefo fokontany lefitra Andrianasolo Bruno Gaëtan.

Hamaky ny tohiny
FTT