Antsirabe

> Miandry an’i Dada hanarina ny fahasimban’ny tanŕna


  • Zoma 13 Desambra 2013

Simba ny tanŕnan’Antsirabe renivohitr’i Vakinankaratra raha tarafina amin’ny zava-misy ao aminy.

Simba ny ankamaroan’ny lalana ao an-tampon-tanàna fa lasa be lavadavaka sy hiandronan-dranobe ny ankamaroany ka na ireo fiara tsy mataho-dalana aza sahirankirana ihany mandeha eo amboniny. Maizimaizina avokoa ny ankamaroan’ny toerana aleha raha sendra tara kely ka voatery mandeha amin’ny andro alina. Hitarainan’ny mponina tsy an-kanavaka ao amin’ity tanànan’ny posiposy sy renivohitry ny ranovisy ity koa ny fahatapatapahan’ny jiro saika mandavanandro mihitsy ka sady manimba ny fitaovana ao an-tokantrano no mahasorena ny rehetra. Nokianina fatratra ny zanak’i Dada nitondra ity tanàna ity taloha ary nirehareha fatratra ireo mpandimby taty aoriana nefa dia ireo voalaza ireo no zava-misy iainana ankehitriny. Miandry an’i Dada izahay hanarina ity tanàna maminy loatra ity, hoy ireo tompon-tanàna sendra ny Tia Tanindrazana.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT