- Alakamisy 03 Oktobra 2013
Alaotra Mangoro
Rahonan’ireo olom-panjakana ny Ben’ny tanàna
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Mitohy tsy tapaka ny hetsika etsy amin’ny Magro Behoririka na eo aza ny fampielezan-kevitra miaraka amin’ny kandidà Dr Robinson Jean Louis iarahan’ny ankolafy Ravalomanana sy ny Avana manatanteraka.
Hamaky ny tohinyMisy minisitra iray indray izao voatonontonona amina raharaha kolikoly avo lenta. Tamina fifaninanana hidirana amina sekoly ambony iray mamolavola mpiasam-panjakana izy ity.
Hamaky ny tohinyAtaon’ny mpanao politika fitaovana ny resa-panabeazana. Samy mampanantena hametraka ny tontolon’ny fanabeazana sy ny mpanabe amin’ny sehatra sahaza azy avokoa ireo kandida filoham-pirenena ao anatin’izao fampielezan-kevitra izao.
Hamaky ny tohiny