Air Madagascar zotra Bangkok-Tanŕ

> Navela ny entan’ny mpandeha hitondrana ny an’i Hery Vaovao


  • Alatsinainy 16 Desambra 2013


Hatezerana ny an’ireo mpandeha maro tamin’ny zotra Air Madagascar avy any Bangkok omaly. Tavela any Bangkok mantsy ny entan’izy ireo, fa tsy maintsy nitondrana ny entan’ny kandida Hery Rajaonarimampianina hampiasain’ity farany amin’ny fampielezan-kevitra. Fanamparam-pahefana avy hatrany moa no nandraisan’ny mpandeha izany.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT