• Alakamisy 19 Desambra 2013
Atoa Mahavimbina Alain
“Aza amidy vola ny safidinao hiantoka ny hoavin’ny taranakao”

Niala tamin’ny fahanginany Atoa Mahavimbina Alain lehiben’ny Faritra Atsinanana teo aloha, rehefa nangina tsy niteny, naka aina sy nandinika ny zava-misy ary nieritreritra lalina taorian’ny nanesorana azy tamin’ny toerany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Desambra 2013
Androy
Bileta 12 gony mampiahiahy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Desambra 2013
Fahantran’ny 92%-n’ny Malagasy
Efa tsy takona afenina intsony

Tena voaporofo tanteraka eny anivon’ny fiarahamonina ankehitriny fa miaina ao anatin’ny fahantrana tanteraka ny vahoaka Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Desambra 2013
Faradoboka tao Antsirabe
Tsy nifandrenesana ny tabataba

Tsy nifandrenesana ny tabataba nandritra ny faradoboky ny fampielezan-kevitra tao Antsirabe ny omaly 18 desambra. Saika nanomana karnavaly na diabe avokoa ireo kandidà samihafa, ka dia nifanjevo eran’ny tanàna izy ireo sy ny mpanohana azy avy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Desambra 2013
Fizotry ny fampielezan-kevitra tao Ambositra
Nisy mifandrovitra peta-drindrina sy mifanaratsy ireo kandida sasany

Nafana ny fampielezan-kevitra ho an’ny fifidianana solombavambahoaka sy fihodinana faharoa amin’ny fifidianana filoham-pirenena tao Amoron’i Mania nandritra izay telo herinandro izay.

Hamaky ny tohiny
FTT