Faradobok’i «Hery vaovao»

> Kianja Maki aza tsy fenony


  • Alakamisy 19 Desambra 2013


Mazava ny nifidianan’ny ekipan’i Hery Rajaonarimampianina ny Kianja Maki Andohatapenaka nanatanterahana ny faradoboky ny fampielezan-keviny, satria efa tsinjon’izy ireo mialoha fa na io kianja kely mahazaka olona 20.000 io aza tsy ho fenony. Natao nipoapoaka ny dokambarotra sy ny fanentanana tamin’ny haino aman-jery, nalahatra tao avokoa ireo mpanakanto malagasy anisan’ireo kalaza sy malaza eto Madagasikara amin’izao fotoana, fa tsy nety feno ny kianja. Na ireo tonga tao anatiny aza hita soritra teny amin’ny endriny fa tsy resy lahatra intsony amin’ny kabary politika mampieson’ireto ekipa ireto fa tonga mba hanala azy amin’ny hirahiran’ireo artista mba ankafiziny no betsaka, fa efa reraky ny adim-piainana.

Ikoto

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT