Androy

> Bileta 12 gony mampiahiahy


  • Alakamisy 19 Desambra 2013


Mampiahiahy ny maro any Androy ny fandrenesana fisiana gony miisa 12 feno bileta tokana mandehandeha any. Mifanandrify indrindra amin’ny fielezan’ny feo fa misy mikononkonona hala-bato amin’ity fifidianana hotanterahana rahampitso ity izany. Mipetraka ny fanontaniana, bileta efa voaisy marika manokana ve ireo sa kasaina hatao inona ? Efa samy mailo ny rehetra manoloana io trangan-javatra io, ka hanao andrimaso ny fizotry ny fifidianana sy ny vokatry ny latsa-bato.

Natiora OTH

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT