Actualités
- Sabotsy 21 Desambra 2013
Betania, Ambatobe, Tanambao Sotema
Olona an-jatony maro nifidy nefa tsy nanao sonia
Nisavorovoro ny mpifidy tao amin’ny birao fandatsaham-bato laharana faharoa tetsy Ambatobe Boriborintany faha5, nitrangan’izany koa tany Tanambao Sotema Mahajanga sy tao amin’ny CEG Betania Toliara nandritra ny latsa-bato natao omaly.
Hamaky ny tohiny