Hery Vaovao

> Tsy afa-bela tao Tsimbazaza sy Ambohimiandra


  • Sabotsy 21 Desambra 2013


Tsy afa-bela fa mbola resy an’isa hatrany ny kandidà Hery Vaovao tao amin’ireo birao roa nandatsahany sy ny kandidà Robinson Jean Louis vato omaly. Tetsy amin’ny EPP Ambohimiandra nandatsahan’ny Dr Robinson vato dia nahazo ny vato 228 tamin’ny vato 414 nanankery ity farany raha 186 kosa no azon-dRajaonarimampianina. Teny amin’ny CEG Tsimbazaza kosa dia resy tamin’ny vato 237 noho ny 209 tao amin’ny birao nandatsahany vato ny kandidà Hery Vaovao. Mbola nitarika an’isa aloha, ora vitsivitsy taorianan’ny fanisam-bato na dia tsy hoe be elanelana be tahaka ny tamin’ny fihodinana voalohany aza, ny kandidà Robinson Jean Louis.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT