Bezaha, Ikalamavony, Iakora

> Nokorontanin’ny dahalo ny fifidianana


  • Sabotsy 21 Desambra 2013


Nanelingelina ny fizotry ny fifidianana omaly ny fisian’ny asan-dalo tany tamin’ny tanàna sasany tao an’i Bezaha (Betioky Atsimo), Begogo Distrikan’Iakora ary tany Ikalamavony. Nitrangana halatr’omby tamin’ireo toerana ireo ny alina nialohan’ny androm-pifidianana sy ny marainan’ny androm-pifidianana ka dia lasa nanara-dia ny omby very ny vatan-dehilahy tao an-tanàna. Nisy fiantraikany tamin’ny fampandehanana ny fifidianana izany, saingy niezaka namaha ny olona ny rantsamangaikan’ny CENIT sy ny mpitandro ny filaminana tamin’ireny toerana ireny.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT