• Alatsinainy 23 Desambra 2013
Antsiranana I
Fôpla ny kara-pifidianana, “mersenera” ny mpifidy

Hafa noho ny hafa ny fifidianana tao Antsiranana I ny zoma 20 desambra teo, fa dia feno hosoka. Niseho tamin’ny endrika telo izany. Tao ireo mpifidy nampiasa kara-pifidianana tamin’ny referandaoma tamin’ny 2010 nifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Desambra 2013
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 21 Desambra 2013
Antananarivo-Renivohitra
Ny fifidianana mandeha ny amboteazy tsy miala

Ao anatin’ny andro fifidianana izay andro tsy hiasana nefa handraisan-karama ho an’ny mpiasam-panjakana sy ireo mpiasa hafa mandray vola isam-bolana dia tsy vitsy ihany koa ny zava-mahagaga sy mahazendana miseho.

Hamaky ny tohiny
FTT