• Alakamisy 26 Desambra 2013
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Desambra 2013
Fanafoanana ny didim-panjakana 2013-593
Miandry ny tohiny ny rehetra

Mbola tsy tena mikatona tanteraka ny adihevitra mikasika ny fanafoanana ilay didim-panjakana laharana laharana 2013-593 tamin’ny 06 aogositra 2013.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Desambra 2013
Fanjakana Amerikana
Hanara-maso akaiky ny voka-pifidianana

Niarahaba ny vahoaka Malagasy noho ny nandraisany anjara tam-pitoniana tamin’ny fifidianana filoham-pirenena sy solom-bavam-bahoaka teo ambany fanaraha-mason’ny Firenena Mikambana ny 20 desambra lasa teo ny fanjakana Amerikana tamin’ny alalan’ny fanambarana navoaky ny masoivohony eto amintsika, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Desambra 2013
Ambositra
Kandida depiote iray nosamborina teo ampanisana vato

Nitrangana olana samihafa tao Ambositra nandritra ny fanisàna ny voka-pifidianana filoham-pirenena ny zoma 20 desambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Desambra 2013
Toamasina II
Notaterina tamin’ny fiara ireo mpifidy

Nahazoana akony hatrany ny fifidianana roa sosona nitranga ny 20 desambra teo ho an’i Toamasina II.

Hamaky ny tohiny
FTT