• Alakamisy 26 Desambra 2013
Morombe
Kandidàm-panjakana, «favori» amin’ny hala-bato

«Foana fa maloto ary avereno ny fifidianana depiote aty Morombe fa nanjakan’ny hosoka sy hala-bato», hoy ny fanambaran’ireo kandidà solombavam-bahoaka miisa 12 nitafa tamin’ny mpanao gazety ny talata teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Desambra 2013
Tsy naneho hevitra ny 49%-n’ny mpifidy
Taha ambony indrindra teo amin’ny tantaran’i Madagasikara

Ny taona 1993 no nanomboka nahazo vahana teto Madagasikara ny tsy fahazotoan’ny olom-pirenena maneho ny adidy masina mandrotsa-bato amin’ny androm-pifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Desambra 2013
Fifidianana depiote
Nibaribary ny hala-bato tao Antsirabe

Nibaribary ny hala-bato tamin'ny fifidianana solombavam-bahoaka tao Antsirabe renivohitr’i Vakinanjara araka ny porofo dia ny fitanana an-tsoratra sy ny fijoroana vavolombelona nataon'ireo nanatrika izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Desambra 2013
Trafikana taova
Lehilahy hita faty, niala ny masony roa, tapaka ny tanany, tsy teo ny filahiany

Lehilahy 32 taona monina ao Tsimenatse-I Ouest no hita faty tany Ankahiasy,7 km miala ny tanànan’i Toliara, ny atoandron’ny alatsinainy lasa teo, tokony ho tamin’ny 12 ora.

Hamaky ny tohiny
FTT