- Alakamisy 02 Janoary 2014
Maevatanana
Misy kandida depiote tsy mahazaka demokrasia
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Mahatsiaro ho manana adidy goavana amin’ny trangan-javatra misy eto amin’ny firenena ireo teratany Malagasy mipetraka sy monina any Amerika Avaratra hatramin’ny nisian’ny fanonganam-panjakana ny volana marsta 2009 no ho mankaty.
Hamaky ny tohinyMitaraina ireo mpianatra malagasy mandranto fianarana any Rosia fa misy mandrimbina mba tsy hilazana fa misy mangalatra tsotra izao ny vatsim-pianarana kely raisin’izy ireo eo anivon’ny masoivoho Malagasy any an-toerana.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Raha ny vinavinan’ireo mpiara-miombon’antoka amin’i Madagasikara sy ny fanirian’ny vahoaka Malagasy tsivakivolo dia hanomboka miaraka amin’io taona vaovao 2014 hitsidika tsy ho ela io ny tena fanarenana ny fiainam-pirenena.
Hamaky ny tohiny