Maevatanana

> Misy kandida depiote tsy mahazaka demokrasia


  • Alakamisy 02 Janoary 2014


Ny sabotsy 28 desambra 2013 lasa teo dia fantatra fa nisy kandida depiote tsy mahazaka demokrasia, mitety kaominina mampanangona sonia fa hoe nisy nanao fampielezan-kevitra nialoha ny fotoana, hono, ny kandida nifaninana taminy ka tokony hailika. Ny nahagaga anefa dia tany amin’ireo toerana tsy nahazoany vokatra ihany no nanaovany fanangonan-tsonia. Mahagaga !

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT