Kaominin’i Toamasina renivohitra

> Saika sakoroka ny fiandrasana ny karaman’ny mpiasa


  • Alakamisy 02 Janoary 2014


Niaiky ny filohan’ny delegasionina manokan’ny Kaominina ambonivohitr’i Toamasina Atoa Toalina Zafindrabary, fa misedra fahasahiranana ny Kaominina ka voatery nanao fanarenam-pitantanana sy fanovan-drafitra, izay anisan’ny nahatara ny fandoavana ny karaman’ny mpiasa ka saika nivadika sakoroka ny fiandrasana izany ny talata 31 desambra 2013 teo. Na teo izany dia tsy adinon’Atoa PDS ny nirary soa sy niarahaba ny vahoakan’i Toamasina tampon-tanàna eo ambany fitantanany sy ny mpiasan’ny Kaominina sahaniny, noho ny Asaramanitra. Nomarihany ihany anefa fa mbola tohizana ny fanovan-drafitra sy fanovam-pitantanana mba hanatsarana ny volan’ny Kaominina amin’izao taona vaovao izao, satria miankina amin’izay ihany ny hahafahan’ny Kaominina mamita ny asany.

Rakoutou

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT