• Zoma 03 Janoary 2014
Kaonfederasionan’ny Sendikan’ny mpiasam-panjakana ambony
Ambavahaonan’ny korontana ny Malagasy

Nanao antso ho fanavotam-pirenena ny Kaonfederasionan’ny Sendikan’ny mpiasam-panjakana ambony manoloana ny fahatsapana fa ambavahaonan’ny korontana ny Malagasy taorian’iny fifidianana iny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Janoary 2014
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Janoary 2014
Barinjaka mpihira
Niditra garazy andro fety

Voatery nampidirina hopitaly tetsy amin’ny Mpitsabo Mikambana Ampasanimalo eto Antananarivo ny alatsinainy 30 desambra teo i Barinjaka, ilay mpihira malaza ankehitriny manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Janoary 2014
Mponin’i Toamasina I
Fety tao anaty delestazy, fako ary asan-jiolahy

Hafa noho ny hafa ny fitsenana ny taona vaovao sy ny fandaozana ny taona 2013 ho an’i Toamasina renivohitra, satria delestazy, fako sy loto manerana ny tanàna ary ny tsy filaminana no iainan’ny mponina any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Janoary 2014
Fitsenana ny taona vaovao 2014
Naredona ny antsam-piderana

Maro azo isafidianana ny fandaharam-potoana namaranana ny taona 2013 ho an’ireo sokajin’olona isan-karazany.

Hamaky ny tohiny
FTT