HJRA

> Nisy fihenany ireo olona nila famonjena maika


  • Alakamisy 02 Janoary 2014


Niisa 129 ireo olona nila famonjena tonga nanatona ny Sampana vonjy aina ao amin’ny HJRA Ampefiloha, ny tontolo andron’ny 31 desambra 2013. Voatery naiditra hopitaly ny 24 tamin’ireo, tsy nisy namoy ny ainy. Omaly 01 janoary talohan’ny tamin’ny efatra ora sy sasany dia 48 no nanatona hopitaly ka 06 no tsy maintsy notazomina harahi-maso ny fahasalamana. Nisy fihenany ireo tarehimarika  ireo miohatra amin’ny isan-taona. Midika izany fa nitandrina ny maro nandritra ny fety, mitambesatra rahateo ny krizy. Na izany aza mbola ratra vokatry ny adiady madinidinika no be indrindra. Nisy 74 tamin’ny 31 desambra, ka voatery naiditra hopitaly ny 7 tamin’ireo, raha afaka namonjy fodiana ny 67 rehefa nahazo fitsaboana sahaza.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT