• Alatsinainy 21 Oktobra 2013
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Oktobra 2013
Fifidianana amin’ny 25 oktobra
“Natao ho an’ny mponin’ny tanàn-dehibe”, hoy ny APRN

Vory lanona mikaondoha etsy Ivato ireo Malagasy tsy mankasitraka ny fanatontosana ny fifidianana amin’ny 25 oktobra izao mivondrona ao anatin’ny APRN “Alliance pour la Paix et la Réfondation de la Nation”. Mahatratra 400 izy ireo izay avy amin’ny lafivalon’ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Oktobra 2013
Toliara
Ifampitadiavana eran’ny tanàna ny lasantsy

Nanomboka afak’omaly dia nifampitadiavana eran’ny tanànan’i Toliara ny lasantsy. Filaharambe avokoa no hita amin’ireo toby mpaninjara izany ary voafetra ihany no azon’ireo mpanjifa vidiana.

Hamaky ny tohiny
FTT