- Alatsinainy 06 Janoary 2014
Distrikan’i Lalangina
Karne 30 tamin’ireo biletà tokana no very ka hitory ny kandidà tsy lany
Toy ny tany amin’ny faritra maro manerana ny Nosy dia nitrangana hala-bato goavana ihany koa ny tany amin’iny Distrikan’i Lalangina iny, hoy ny kandidà depiote Rakotonomenjanahary Jean Ernest avy amin’ny ankolafy Ravalomanana.
Hamaky ny tohiny