Fitsaram-bahoaka

> JiolahyR00;iray maty notapahin’ny Fokonolona ny lohany


  • Alatsinainy 06 Janoary 2014


Nitrangana fitsaram-bahoaka tany amin’ny Distrikan’i Maevatanàna ny alahady teo. Lehilahy iray voalaza ho jiolahy nikoizana nampitondra faisana ny mponina any amin’iny faritra iny no tra-tehaka ka notapahin’ny Fokonolona avy hatrany ny lohany ary tsy nananana antra na kely akory teo anatrehan’ny olon-tiany. Ankoatra izay dia lehilahy iray 41 taona avy namonjy alim-pandihizana no maty tsy tra-drano voakapa famaky tao Antsondoka, Fokontanin’Ambinanikely, Kaominina ambanivohitr’i Mangabe, ny 1 janoary teo, nanodidina ny tamin’ny 3 ora maraina. Efa natolotra ny fianakaviany ny razana, taorian’ny fizahana natao. Ny zandary no mandray an-tanana ny fanadihadiana.

 

E.R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT