- Talata 21 Janoary 2014
Actualités.TAPATAPANY
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Ela nitoratorahana ka nahavoa mason’angatra. Tovolahy mpiasa an-trano nangalatra vola roa alina sy iray hetsy Ariary an’ny mpampiasa azy no tra-tehaka teny ambony posy omaly nisandratr’andro niaraka tamin’ny vola nangalariny raha saika handray taksiborosy ho any Sakaraha tao Sanfily.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Ny ratsy tsy mba kely lalana ! Ny mahazendana, na efa fantatra izao aza fa olon-dratsy dia misy mpiaro ary dia afaka madiodio eny. Tsy lavitr’izany ity tranga iray ity.
Hamaky ny tohinyNihaona tao amin’ny trano fisakafoanana “Le Bateau Ivre” ireo Olobe sy zokiolona ao Toamasina ny sabotsy antoandro teo.
Hamaky ny tohiny