Maître Gims

> Nampirevy ny mpankafy azy tao amin’ny Coliseum


  • Alatsinainy 13 Janoary 2014


Azo lazaina fa fahombiazana ny fampisehoana nataon’ilay mpihira rap frantsay manana fiaviana avy any amin’ny Repoblika Demokratikan’i Congo, Maitre Gims tao amin’ny Coliseum, omaly. Tsy arakaraka ny maha lanonam-pahavaratra azy fa dia niezaka nifanakaiky tamin’ireo tanora mpijery tonga maro na tsy nahafeno an’ny Coliseum Antsonjombe izy. Saika teny ambavan’ny mpankafy azy hatrany koa ireo hira nalahany hohiraina omaly toa an’i “Bella”, “J'me tire”, … Tsiahivina fa ny fikambanana Ezaka Atsimondrano no nanasa azy ho avy eto Madagasikara. Fampisehoana roa no notanterahin’ny Maître Gims tamin’izao fandalovany izao. Tao amin’ny Carlton ny alin’ny alarobia 08 janoary ny voalohany dia io teny amin’ny Coliseum omaly io ny faharoa, niarahany tamin-dry Y-Zit, Marion, Agrad & Skaiz, Meizah ... Ny vola azo rehetra dia hatokana hanohanana ny asa soa ataon’ity fikambanana ity.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT