• Alarobia 22 Janoary 2014
Fampakarana grady
Nisy 49 teo anivon’ny Polisim-pirenena

Miraradraraka ny fanomezana galona mpitandro filaminana amin’izao andro faran’ny tetezamita izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Janoary 2014
Kaominina Ampitatafika
Tsara fiandohana ny taona 2014, tonga ny mazava

Tsara fiandohana ny taona 2014 ho an’ny Kaominina Ampitatafika, Distrikan’Antananarivo Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Janoary 2014
Varotr’olona
Namidiny 2 tapitrisa tamin’ny vazaha ny zana-drahavaviny

Trangam-piarahamonina hafa indray no nitranga tany Toliara omaly. Nanizingizina ny renin’ilay ankizilahy 7 taona fa saika hamidin’ny rahavaviny roa tapitrisa Ariary tamina vazaha ny zanany nipetraka tany aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Janoary 2014
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
FTT