Sojabe Miray Antsohihy

> Mitaky ny hanasaziana ireo nahavanon-doza tany Mahajanga


  • Alarobia 22 Janoary 2014


Manoloana ny herisetra feno habibiana mahazo ny vahoaka malagasy amin’ny tsy fandriampahalemana mbola nampiana vonomoka natao tamin’ny mpianatra izay nitaky ny zony ka novonoina sy noratraina tamin’ny tifitra tamin’ny alalan’ny bala tena izy avy ao an-damosina, dia manameloka an’ireo nahavanon-doza sy ireo tompon’andraikitra ao amin’ny ministeran’ny fampianarana ambony ireo raiamandreny mivondrona ao anatin’ny fikambanana Sojabe Miray tarihan’ny filoha Ranaivojaona. Takianay ny hanomezana sazy ho azy ireo ary toherinay ny fampiasana herisetra na amin’ny fomba inona na amin’ny fomba ahoana nefa dradraina etsy sy eroa fa tany misy demokrasia eto amintsika. Angatahina ny zanaky ny Faritra rehetra mba hitsangana, hitaky ny fahamarinana momba ny raharaha niseho tany amin’ny Oniversiten’i Mahajanga. Iangaviana anefa isika mba samy hanana fo tony satria mandalo fotoan-tsarotra ny firenentsika amin’izao fotoana izao.

 

Manohy

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT