Fampakarana grady

> Nisy 49 teo anivon’ny Polisim-pirenena


  • Alarobia 22 Janoary 2014

Miraradraraka ny fanomezana galona mpitandro filaminana amin’izao andro faran’ny tetezamita izao.

Taorian’ireo miaramila (zandary sy tafika) jeneraly niisa 38 dia nisy 49 ihany koa no nahazo fisondrotana laharam-boninahitra teo anivon’ny polisim-pirenena, araka ny tapaka nandritra ny filankevitry ny governemanta teny amin’ny Lapan’i Mahazoarivo, omaly talata 21 janoary 2014. Nasondrotra ho «Contrôleur général de police de 1° échelon» ny 5 tamin’ireo dia i Tafeno Roly Aimé, Randimbisoa Blaise Richard, Andriantsimiangy Jules Ardel, Andrianomenjanahary Josoa ary Razafindrazaka Emmanuel. Nisy 11 nakarina eo amin’ny laharan’ny «Commissaire divisionnaire de Police de 1° échelon», dia i Jean Noël, Ranaivo Jean Marc, Mahazay, Ramananandro Alexandre Gabriel, Lie, Razafimandimby Andriasalama, Ravaonirina Françoise, Randriantsotra Calvin, Rakotoarivony Michael H, Asomano Richard ary Razafindralevaparson Maurice A. Ny 14 indray dia nakarina ho amin’ny gradin’ny «Commissaire principal de Police de 1° échelon» dia Rasoanjanahary Elisabeth, Randrianarimanana Hans Victorien, Rabemanantsoa Andrianarivo V, Ramahavalison Joseph Roger, Ramampiandry Nicolas, Rakotonirina Alexis, Rakotonjanahary Fidèle, Rajaonarison Jean, Sala, Tata Richard, Razafitrimo Guy René, Toto Sylvain, Rakotonanahary Albert ary i Andriatahina Alfred. Ny 19 ambiny kosa nasondrotra eo amin’ny gradin’ny «Commissaire de Police de 1° classe 1° échelon» dia i Andrianjafy Jacques Nicolas, Andrianony Philibert, Rakotoarizafy Gilbert, Rafanomezantsoa Bertrand, Razatovo Tony, Andrianirina Herimalala, Andriamasy Ainarivonjy Olivier, Andriamanantsoa Zakatiana P. Donatien, Rasoanaivo Tsirimalala, Ravelomanantsoa Eric Jaona Harvey, Ramamonjisoa Tantely, Randriamahasoa Pascal, Rakotomanga Geneviève Nirisoa, Moratamby Roger, Rabenandrasana Jean Marcel, Ramamonjisoa Mamy Tahiana Zo, Vavilaina Clarisse Marie Elisabeth, Talbot Antonia Beby Parola ary i Gerverin Raelison.

 

Nangonin’i JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT