• Alakamisy 23 Janoary 2014
Fanafihana mitam-basy
Lasibatra ny tranombarotra «Bariri»

Magazay iray ao Analamalotra Ambalamanasy antsoina hoe «Bariri» no lasibatry ny jiolahy ny alin’ny 20 janoary nifoha ny 21 janoary 2014 teo tokony tamin’ny roa ora maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Janoary 2014
Hopitaly manara-penitra Toamasina
«Service minimum» sisa, mitaky ny volany ireo mpiasa

Mitohy ny fitakian’ireo mpiasa an-jatony eo anivon’ny hopitaly manara-penitra ao Toamasina mikasika ny «quote part» na ny «intéressement» izay tokony horaisin’izy ireo isan-telo volana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Janoary 2014
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Janoary 2014
Analamahitsy tanàna
Nirefotra ny basy, mpivarotra telo voaroba

Manjakazaka ny jiolahy ary tsy matahotra mpitandro ny filaminana intsony raha ny fahitana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Janoary 2014
Club Développement et Ethique
Mandrisika ny FFKM hanohy ny fampihavanam-pirenena

Raha noheverina hampilamina ny tontolo politika eto Madagasikara ny fifidianana filoham-pirenena sy ny namoahan’ny Fitsarana manokana momba ny fifidianana na CES vokatra sy ny lany tamin’izany, dia hita ho misamboaravoara be ihany ny toe-draharaha.

Hamaky ny tohiny
FTT