• Zoma 24 Janoary 2014
Oloben’i Vakinankaratra
Tsy hanavahana firehana ny fampandrosoana

Nivory maika ary niara-nidinika ny ho fampandrosoana an’i Vakinankaratra ireo olobe isan-karazany ao Antsirabe ny talata 21 janoary teo, tao amin’ny Hotely Diamant, notarihin’ny CST Ratsimbason Patrice.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Janoary 2014
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Janoary 2014
Andry Rajoelina
Any amin’ny hopitaly no nisehoany farany

Notokanana teny Andohatapenaka omaly alarobia 22 janaory 2014 ny hopitaly manara-penitra, anjaran’ny Faritanin’Antananarivo. Ity no fahenina notokanana tamin’ireo valo naorina nandritra ny tetezamita.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Janoary 2014
Antsirabe tampon-tanàna
Nohatevenina ny fiambenana

Asa na efa matahotra ny handairan’ny tsaho ihany koa ny mpitantana ny tanànan’Antsirabe sy ny Faritra Vakinankaratra fa dia namory mpanao gazety indray ireo avy tao amin’ny OMC ny alatsinainy lasa teo, nahitana ny Tafika sy ny Polisim-pirenena ary Zandary notarihin’ny avy ao amin’ny Faritra sy ny Distrika ka fepetra hentitra no napetraka.

Hamaky ny tohiny
FTT