- Sabotsy 01 Febroary 2014
Actualités.TAPATAPANY
Hamaky ny tohiny
Fifanandrifian-javatra sa inona fa dia amin’ny fotoana ifaranan’ny tetezamita no mirodorodo manao fanambaram-pananana ny fianakaviam-ben’ny Zandary. Omaly dia fanambaram-pananana miisa 604 no naterina teny amin’ny foiben’ny Bianco Ambohibao.
Hamaky ny tohinyFeno 30 taona katroka amin’ny 14 febroary izao ny nitsanganan’ny Lions Club Antananarivo Vohitsara ara-dalàna. Homarihina makotrokotroka izany amin’io andro io ary hisy hetsika fanangonam-bola hoenti-mihetsika manampy ny mpiara-belona.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Mivangongo etsy sy eroa ny fako ao an-tampon-tanànan'i Toamasina. Misy ihany ny fanesorana azy ireny amin'ny faritra sasantsasany saingy mahalana ka poa toy izay dia mihoatra ny toerana voatokana, ka mila hahatapaka ny arabe amin'ireny faritra ireny ny fako raha tsy lasa tendrombohitra.
Hamaky ny tohiny