- Alarobia 05 Febroary 2014
Actualités.TAPATAPANY
Hamaky ny tohiny
Nitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina tamin’ny lalam-pirenena faha-2 ny sabotsy 01 febroary teo. Fiara Minibus an’ny kaoperativa “Anjara Trans”, manao zotra Antananarivo-Toamasina no tra-doza tao Savalaina Brickaville, 70km eo ho eo miala an’i Toamasina renivohitra, manaraka ny lalam-pirenena faharoa.
Hamaky ny tohinyNavoakan’ny SPAT nandritra ny lanonana fifampiarahabana noho ny taona vaovao nataon’izy ireo ny zoma teo, ny marina rehetra mikasika ny fanatsarana ny tanànan’i Toamasina izay nafenimpenina tamin’ny vahoaka, indrindra ny mpanao gazety herintaona lasa izay.
Hamaky ny tohinyFanovana ratsy iray nentin’ny fitondrana tetezamita ny fahasimban’ny firaisankina teny anivon’ny fiarahamonina. Ankoatra ny firongatry ny tsy fandriampahalemana dia tena nanjaka ny tsy fanarahan-dalàna sy ny gaboraraka. Anisan’izany, ohatra, ny fanorenana fotodrafitrasa tsy nahazoana alalana tamin’ny sampandraharaham-panjakana mahefa isan-tsokajiny.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny