- Alakamisy 06 Febroary 2014
Imadiala
Mirongatra ny asan-dahalo, mitaky ny hampiharana ny dinam-paritra ny vahoaka
Niakatra nanao rodobe tao Ambositra omaly alarobia 05 febroary ireo solontenam-pokonolona avy any amin’ny Kaominina Ikianjandrakefina, Ambohimitombo-II ary Alakamisy-Ambohijato niaraka tamin’ny zanaka ampielezana, nampahafantatra ny olana sedrain’izy ireo mahakasika ny tsy fandriampahalemana misy any amin’iny faritra Imadiala iny.
Hamaky ny tohiny