• Zoma 07 Febroary 2014
Kaominina Beompy Toliara II
Mitoka-monina, lasan’ny reniranon’i Fiherena ny lalana mirefy 500 m

Noho ny ora-nikija nisesisesy tato ho ato dia dibo-drano ireo toerana iva, potika ny voly ary niakatra ny reniranon’i Fiherena ka hatahorana ho vaky indray ny fefiloha izay loza mananontanona ny tanànan’i Toliara isan-taona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Febroary 2014
Rakotomamonjy Phillipe
Fanapahan-kevitra mahasoa ny vahoaka no ilaina

Tsara ny fanapahan-kevitry ny filoham-pirenena Rajaonarimampianina Hery nanafoana ireo singa nomena fahefana mihoapampana nandritra ny fitondrana tetezamita, hoy Rakotomamonjy Phillipe.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Febroary 2014
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Febroary 2014
5 febroary 1975
Nanakoako ny «Tsy hiamboho adidy aho Mon Général»

«Tsy hiamboho adidy aho Mon Général», hoy ny kolonely Ratsimandrava Richard ny 05 febroary 1975 raha natolotry ny jeneraly Ramanantsoa Gabriel azy ny fahefana feno hitantana ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Febroary 2014
Ambatondrazaka
Hefarana izao tsy nahita fahitalavi-pirenena

Tsy maharaka ny vaovao miseho eto amin’ny firenentsika intsony ny mponina any Ambatondrazaka. Tapaka nanomboka ny harivan’ny sabotsy 01 febroary teo ny fanarahana ny fahitalavitra TVM any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
FTT