• Alarobia 12 Febroary 2014
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Febroary 2014
Fampihavanam-pirenena
Hanohy ny ezaka efa natombok’i Pr Zafy ny CRN

Ny filoha teo aloha Pr Zafy Albert no nanao fitakiana hatrany ny hanaovana fampihavanam-pirenena sy nitaky ny dinan'ny fiarahamonina malagasy hanangana firenena mitandro ny firaisankina hampandrosoana ny rehetra, ka nitsanganan’ny CRN.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Febroary 2014
CGA Vakinankaratra
Mitaraina amin’ny fisondrotan’ny hetra ny mpandraharaha

Tontosa tao Antsirabe ny sabotsy 08 febroary teo ny fivoriambe fanao isan-taona eo anivon’ny CGA na “Centre de Gestion Agréé” Vakinankaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Febroary 2014
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Febroary 2014
Ady tany ao Betainomby
Mangataka fanoloana mpitsara ny Fikambanana FIT

Tokony ho nandalo ny mpitsara misahana ny ady maika ity ady tany ifanolanan’ny vahoaka mivondrona anaty fikambanana FIT (Fikambanana Iray Trano) sy mpiasa iray ao amin’ny seranantsambo.

Hamaky ny tohiny
FTT