VOT

> Nandini-tena hanitsiana ny tolona


  • Talata 11 Febroary 2014


Nisintaka kely ny renivohitra ka teny Ambohidratrimo nandini-tena sy nanao jery kiana tao anatin’ny «Journée de réflexion» ny fikambanana VOT na Vondron’olon-tsotra manohana ny filoha Marc Ravalomanana ny faran’ny herinandro teo. Natao izao hoy Rtoa Zoé mpitarika hiomanana sy hakana hery mialoha ny hanatrehana ireo asa aman’andraikitra rehetra sahanin’ny fikambanana. Nisy rahateo ny toromarika nomena ireo mpikambana mba hampahomby ny tolona sy ahazoana vokatra haingana nefa tsara. Nisy ihany koa ny fitrotroana am-bavaka ny Filoha Marc Ravalomanana sy ny fianakaviany, ireo mpikambana VOT rehetra sy ny firenena ary ny mpiray tanindrazana. Niditra nivantana nitondra fankaherezana sy toromarika tamin’io fotoana io koa ny ray mpiahy ny VOT dia Atoa Solofoniaina Gilbert Darsot, Malagasy mila ravinahitra any dilambato.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT