- Alatsinainy 17 Febroary 2014
Andron’ny mpifankatia
Nisy mpivady nanavao ny fifankatiavany tany am-piangonana
Niavaka ny fankalazana ny andron’ny mpifankatia nokarakarain’ny STK Fjkm Filadelfia Antsirabe ny andron’ny zoma 14 febroary lasa teo. Famelabelaran-kevitra narahina loabary an-dasy moa no nontontosain’izy ireo tao am-piangonana ka nanasany ireo mpifankatia toy ny mpifamofo sy ny mpivady izany.
Hamaky ny tohiny