• Alakamisy 20 Febroary 2014
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Febroary 2014
Andramena tratra tao Toamasina
Olona fito notanana am-ponja vonjimaika

Omaly misandratr’andro no niakatra teo anivon’ny fampanoavan’ny Fitsarana ambaratonga voalohany Toamasina ny antontan-taratasin’ireo andramena miisa 398 tratra tao Imorona Mananara Avaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Febroary 2014
Fanampiana iraisam-pirenena
Nilatsaka hatrany amin’ny 50% mahery tao anatin’ny 5 taona

Tsy nitsaha-nidina ny fanampiana iraisam-pirenena azon’i Madagasikara nanomboka tamin’ny taona 2007 hatramin’ny taona 2012. 894,07 tapitrisa dolara izany ny taona 2007 raha nidina kely ho 842,55 tapitrisa io ny taona 2008.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Febroary 2014
Fiandrianam-pirenena
Sao diso hevitra

Fandre matetika nandritra ny krizy teto Madagasikara, izay tsy mbola nifarana tanteraka ny fitiavan-tanindrazana, tombontsoa iombonana, fiandrianam-pirenena. Toa lasa resaka sy kabary fotsiny anefa izany satria na ny miteny azy na ny olona mihaino dia tsy tena mahafantatra ny dikan’ireo teny ireo.

Hamaky ny tohiny
FTT