Rasambozafy Cyrille

> Tsy ho mpandravarava intsony fa …


  • Alarobia 19 Febroary 2014


Rasambozafy Cyrille, Andriamiseza Alain, Robert Razaka, Razafindrasata Roméo, Dr Dimbisoa Mamy, Ralevason Hary Tiana, Razafindratsima Gérard, Raharinirina, Soava Andriamarotafika … Anarana tsy zoviana amin’ny sofin’ny maro eo amin’ny resaka politika izany rehetra izany ary tena fanta-daza teny amin’ny oniversiten’i Madagasikara teny Ankatso koa tamin’ny fotoan’androny tamin’ny fiarovana tamin’ny feo avo ny tombontsoan’ny mpianatra sy ny tsindry hazo lena nahazo azy ireo. Havadikay ny tantara amin’ity indray maka ity, hoy Rasambozafy Cyrille, havadikay ho fiarovana ny filoha Hery Rajaonarimampianina izay indray mihira taminay teny an-toerana ny fahaizanay ireo mitarika namana hanohitra ny tsy rariny fahiny. Milaza ho efa nangataka fihaonana taminy ireto mpanao politika ireto ary vonona ny hifanome tanana aminy, izy rahateo efa nanao antso ho amin’izany.

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakĂ na

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT