- Talata 26 Novambra 2013
Faritra Atsinanana
Hatao rahampitso ny famindram-pitantanana
Ny alakamisy nivoahan’ny didim-panjakana nanendry ireo lehiben’ny Faritra vaovao ka anisan’izany ny teo anivon’ny Faritra Atsinanana, dia efa raikitra ny dom-bera teo amin’ireo ekipan’ny lehiben’ny Faritra Atsinanana vao notendrena sy ireo nanosika azy tamin’izany toerana izany.
Hamaky ny tohiny