• Alatsinainy 24 Febroary 2014
Zanak’i Dada - Analamahitsy
Matoky fa efa akaiky ny fandresena

Anisan’ireo mpitolona tsy tapaka hita tamin’ireo hetsika rehetra nokarakarain’ny ankolafy Ravalomanana sy ny TIM teo aloha ry zareo olon-tsotra avy eny Analamahitsy Boriborintany faha-5 eto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Febroary 2014
Toto Raharimalala Lydia
Vonona hampandroso an'i Fandriana

Tontosa ny sabotsy 22 febroary 2014 teo, tao Beapombo Fandriana, ny fametrahana tamin'ny fomba ofisialy ny samboady maha solombavambahoaka an’i Toto Raharimalala Lydia, voafidy tao amin'ity Distrika ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Febroary 2014
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Febroary 2014
RN7 - Camp Robin
Dahalo mpanakan-dalana maty voatifitry ny zandary

Sendra ny andro tsy nanambina ireto mpanakana fiara mpitatitra satria tratran’ny vela-pandriky ny zandarimariam-pirenena ka dia nanaraka hatramin’ny aina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Febroary 2014
Mahajanga
Mijoro ny fikambanan’ny mpiasam-panjakana ambony ho amin’ny fampandrosoana

Nitsangana ao Mahajanga, ny fikambanan’ny Mpiasam-panjakana ambony ho an’ny fampandrosoana ny faritra Boeny. Tekinisianina avokoa ny mpikambana ka volavolana tetikasa avy hatrany no harosony.

Hamaky ny tohiny
FTT