• Alarobia 26 Febroary 2014
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Febroary 2014
Alaotra Mangoro
Betsaka ireo mpifaninana te hitantana ny Faritra

Hazakazaka ambany farafara ny an’ireo mpanao politika mpitady seza sy voninahitra any amin’iny Faritra Alaotra Mangoro iny. Ireo efa eo amin’ny toerana dia mitady hirika mafy ny hijanonana amin’izany toerana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Febroary 2014
Mangarano-Antsirabe II
Notafihin'ny dahalo ireo mpitrandraka vato, lehilahy iray maty voatifitra

Efa notaterina teto ny fisiana toeram-pitrandrahana vato "Tourmaline" ao amin'ny Kaominina Mangarano, Distrikan’Antsirabe faharoa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Febroary 2014
Andron’ny 8 martsa
Hiavaka ny fankalazana any Andilamena

Anisan’ireo andriambavilanitra vadina solombavambahoaka niaraka tamin’ny andefimandriny niatrika ny lanonana fifampiarahabana nahatratra ny taona nifanaovan’ny ankolafy Ravalomanana teny Tanjombato Rtoa Helène vadin’ny depiote Rabenirina Jean Réné dit Game voafidy avy amin’ny ankolafy Ravalomanana tany Andilamena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Febroary 2014
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Febroary 2014
Fampandrosoana ny firenena
Tsy afa-misaraka amin’ny fandriampahalemana

Tena nanjaka tanteraka ny gaboraraka sy ny tsy fandriampahalemana tao anatin’ny dimy taona tsy nisian’ny fanjakana tan-dalàna teto Madagasikara. Gaboraraka satria tsy nahavita ireo andraikitra maha mpitondra firenena azy amin’ny fiarovana ny fiandrianam-pirenena manoloana ireo tsindry maro samihafa avy amin’ireo firenena sy fikambanana vahiny ireo nisora-tena ho lehibem-panjakana.

Hamaky ny tohiny
FTT