• Alatsinainy 03 Martsa 2014
Tambin-karaman’ireo Filoham-pokontany
Efa tonga fa tsy nozarain’ny Faritra Atsinanana

“Efa nalefa aty aminareo ny vola andoavana ny tambin-karaman’ireo filoham-pokontanin’ny Faritra Atsinanana, koa raha tsy mbola voarain’ny Filoham-pokontany sy ny lefiny izany dia ny Faritra Atsinanana no tsy nizara azy”.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Martsa 2014
Actualités.Tapatapany

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Martsa 2014
Ady amin’ny fahantrana
Mitaky harin-karena 8%

Mifototra amin’ny olana amin’ny tsy fananana asa marim-pototra sy ny fitsinjarana mitanila ireo harem-pirenena eo amin’ny samy Malagasy no mampitarazoka ny fahantrana eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Martsa 2014
HOMI Soavinandriana
Marary mila vonjy aina indray no arirarira

Nahatohina olona maro ny nandre ny zava-nanjo ity marary iray nakarina maika (Evacuation sanitaire) avy any Mahajanga mba hotsaboina teto an-drenivohitra, noho ny aretiny izay mila mpitsabo manokana nefa nojerem-potsiny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Martsa 2014
Fiaraha-miasa
Hanome 20 miliara Ariary ny Sinoa

Nivoitra io fanampiana ara-bola 20 miliara Ariary io omaly nandritra ny dinik’asa notanterahina tao amin’ny minisiteran’ny raharahambahiny Anosy teo amin’ny governemanta malagasy nosolointenan’ny minisitra Manantsoa Victor sy ry zareo Sinoa notarihin’ny minisitra lefitra misahana ny raharaham-bahiny Zhang Ming izay mandalo eto Madagasikara ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT