• Alakamisy 06 Martsa 2014
Betroka
Ny dahalo navotsotry ny Fitsarana, ny tompon’omby any am-ponja

Miakatra ny maripana ao Betroka. Olona efatra voasambotry ny Fokonolona, voarohirohy ho malaso mpangalatra omby tany Besakoa Manarena no nafahan’ny fitsarana, ny 25 febroary lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Martsa 2014
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Martsa 2014
Ambatofilokana Itaosy
Manafika andro antoandro ny jiolahy

Tokantrano iray indray no nisy nanafika tao Ambatofilokana, Kaominina Itaosy, Distrikan'Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Martsa 2014
Fikaonan-doha CRN
Maika ny fampiharana ny fahamarinana sy ny fampihavanam-pirenena

Nifarana omaly talata 04 martsa 2014 ny fihaonamben’ireo mpikambana ao amin’ny Komity mikatsaka ny fampihavanam-pirenena manerana ny Nosy izay notanterahana teny amin’ny «Espace Kintana» Mahazoarivo nandritra ny roa andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Martsa 2014
Antsapandrano-Ambatolampy
Jiolahy nitondra kalaky nanafika, raim-pianakaviana iray voatifitra

Nitrangana asan-jiolahy tany amin’ny Distrikan’Ambatolampy ny faran’ny herinandro lasa teo. Raha ny tatitra azo avy tany an-toerana dia tao amin’ny Kaominina Antsampandrano no nitrangan’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Martsa 2014
Fikarakarana lanonana tamin’ny lalam-pirenena
Niteraka lozam-pifamoivoizana namoizana aina

Namoizana aina ny hetsika fifaninanana mitondra moto notontosaina tamin’ny lalam-pirenena faha-44 tao Ambatondrazaka. Moto iray manao andrana no nifaoka olona iray niampita ny arabe.

Hamaky ny tohiny
FTT