- Zoma 07 Martsa 2014
Fanaraha-maso ny sisintany
Vazaha frantsay roa noroahina tao Toamasina
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Miteraka resabe ny famefena ny ao anatin’ny faritry ny Tranombokim-pirenena sy ny fandrodanana ilay fotodrafitrasa natokana ho «Faribolan’ny Mpanakanto» izay natsangana tamin’ny fitantanan’ny minisitry ny Kolontsaina Rakotomalala Mireille.
Hamaky ny tohinyNahatratra 1.250 litatra indray ny toaka gasy saron'ny Zandarimariam-pirenena teo amin'ny sakana tao Manandona amin’ny lalam-pirenena faha-7 ny zoma 27 febroary teo, tamin'ny 7 ora maraina.
Hamaky ny tohinyNirefodrefotra indray ny basy tany Ambatofinandrahana ny alatsinainy teo.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Nisokatra omaly etsy amin’ny Carlton Anosy ary hitohy anio ny “Salon des études Internationales”, karakarain’ny Madajeune. Andiany fahadimy izy ity, ahitana mpandray anjara manodidina ny 18 isa.
Hamaky ny tohiny